fanamboarana kaomposta
Transcription
fanamboarana kaomposta
22/01/2015 FANAMBOARANA KAOMPOSTA TANJON’NY FIOFANANA Arian’ny fiofanana ny mpandray anjara dia: 1- Mahafehy ireo tekinika fototra momba ny kaomposta 2- Afaka manao kaomposta Tetik’asa « Ndao hivoatra » - Famatsiam-bolan’ny FAMARITANA Ny komposta dia zezika azo avy amin’ny fahapotehan’ny fakon-javamaniry na biby. Izany fahapotehana izany dia nohon’ny asan’ny bibikely madinika hita maso (Kankana) na tsy hita maso izay mivelona amin’ny toerana misy rivotra sy mando. Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 1 22/01/2015 TOMBONTSOA AMIN’NY FAMPIASANA KOMPOSTA • Manome ny kasinga ilain‘ny zava-maniry • Mampitombo sy manatsara ny fahapotehan‘ny raha organika ao anaty tany • Mamelona ireo bibikely mpanatsara ny nofon-tany • Tsy mora lasan‘ny rano amin‘ny fitsihana • Mora vidy na tsy voatery handaniam-bola • Azo ampiasaina daholo rehefa fako mety potika. • Mitohy sady maharitra ny fiasany • Mora ampiasaina • Manatsara ny fahalonaka sy rafitry ny nofon-tany • Kely ny fotoana lany amin’ny fitanterana raha oharina amin’ny zezika mahazatra Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » FIANAN’NY ZAVAMANIRY TAHO - RAVINA Mampijoro ny zavamaniry Mitatitra ny ranon – kazo manerana ny tenan’ny zavamaniry - Mazava : Vokatry ny asan’ny fahamaintso dia manadio rivotra - FAKA : Haizina : Miaina ny zavamaniry - Mitroka ny rano sy ny sira mineraly sakafon’ny zavamaniry - Mampijoro ny zavamaniry eo ambonin’ny tany - Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 2 22/01/2015 Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 1- Komposta ambony tany: - Amin’ny fotoana mahabetsaka ny rotsak’orana - Betsaka ny zava-maitso azo ampiasaina Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 3 22/01/2015 2- Ny komposta anaty lavaka: - Amin’ny fotoana main’andro - Ho an’ny faritra mafana sady kely rotsak’orana na tsy dia ampy ny rano azo ampiasaina Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 1- Famantarana ny filana ara-jezika Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 4 22/01/2015 Famantarana ny filana ara-jezika Arakaraky ny: • Fahalonahan’ny tany (Azo atao ny manao fitiliana any amin’ny laboratoara nefa ny fijerena ny toetry ny voly teo aloha dia mety ho ampy) • Ny velaran-tany ho volena • Ny karazamboly hatao (filan’ny voly) • Karazana fandonahana atao • …. Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 2- Fanangonana ny akora ilaina Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 5 22/01/2015 a- Fitrandrahana ny zava-misy eo amin’ny natiora : tandremo ny fitrandrahana tafahoatra fa manimba ny tontolo Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » b- Fambolena ireo zavatra ilaina Fidio ireo zava-maniry haingam-pitombo sy mahazaka ny toetany sy toetr’andro any amin’ny faritra Ohatra: - Flemingia congesta - Cajanus cajan - Acacia - Leucaena leucocephala - Sesbania - Tephrosia - Crotalaria - Desmodium - Consoude Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 6 22/01/2015 d- Ny fako azo avy amin’ny zava maniry novolena : Mololo, taho-katsaka, hodi-boanjo, …. Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 3- Fanaovana ny antota Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 7 22/01/2015 4- Fikarakarana • Fanondrahana • Famadihana Ireo zava-maniry tsy azo ampiasaina : Aza ampiasaina ny zava-maniry sarotra potika na misy kasinga sarotra potika: ravina zavoka, ravin-kesika,… Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » FIFIDIANANA NY TOERANA ASIANA NY KOMPOSTA Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 8 22/01/2015 Ny fifidianana ny toerana dia arakaraka ny : • Vanim-potoana • Toerana misy alokaloka (Ambany hazo, misy tafo na mirakotra ) • Fitaomana ny akora ampiasaina • Fitaomana ny komposta efa vita • Fitanterana ny rano hanondrahana Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » NY TRANON’NY KOMPOSTA Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 9 22/01/2015 TRANO MISY TAFO Halehibeny : arakaraka ny filàna ; ny fahampian’ny akora ilaina Karazany : Lavaka, an-tontany, … Ny akora ampiasaina amin’ny fanaovana ny trano : arakaraka ny fisian’ny akora azo ampiasaina Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » Lavaka Trano misy tafo Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 10 22/01/2015 Ny zava-maitso -Betsaka azota -Mora potika Fanofanana Kaomposta Ny fako maina -Betsaka karbona (selilôzy), P, K sy kasinga hafa -Sarotra potika raha oharina amin’ny zava maitso - Tetik’asa « Ndao hivoatra » - Arakaraka ny maha be ny karazana akora (zava-maniry) ampiasaina no mahatsara ny komposta azo - Ny fanapatapahana ny akora ampiasaina dia manafaingana ny fahamasahan’ny komposta. - Mba ialana amin’ny fahalovana dia lazoina ny zava-maitso vao ampiasaina Arakaraka ny : Karazan-javatra ho volena Fotoana ilàna ny zezika Akora misy eo an-toerana Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 11 22/01/2015 NY FAMETRAHANA NY ANTONTAM-PAKO fomba N° 1 Tapatapahina fohy araka izay tratra ny zava maitso sy zavamaina - Afangaro ny zava maitso sy zava maina voatapatapaka (A) Ny antonta iray dia ahitana sosona: o- Ratsakazo vaventy 1- Fangaro (A) 50 sm 2- Sosona Komposta efa masaka na zezika taimbiby 5 sm 3- Sosona tany masaka 3 sm .Dia averina ny sosona hatreo amin’ny sosona (1) mandra pahazo ny haavo ilaina izay tsy mihoatry ny 1.5 m mba tsy hananosarotra ny fanondrahana . Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 12 22/01/2015 Fampifangaroana ireo akora efa voatapatapaka Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » FAMETRAHANA NY ANTONTA ZEZIKA TAIMBIBY 5 sm TSATOKA TAHO SY RATSAKAZO Fanofanana Kaomposta TANY MASAKA 03 sm FAKON-JAVAMANIRY MAINA SY MAITSO 30 sm - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 13 22/01/2015 Fomba N° 2 - Sosona zava- maina efa voatetika 20- 25 sm - Sosona zava-maitso 15 sm - Zezika taim-biby na komposta efa masaka 5 sm - Dia averina araka izay mandra-pahazo ny haavo tiana Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » Sosona voalohany zava maina 15- 20 sm Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 14 22/01/2015 Sosona faharoa : zava maitso 15 sm Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » Sosona fahatelo : taimbiby 5 sm Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 15 22/01/2015 Sosona fahefatra : tany masaka Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » • Fanondrahana: Tazonina manodidina ny 50% ka hatramin’ny70% ny hamandoana Ajanona ny fanondrahana andro vitsy alohan’ny hampiasana ny komposta. • Famadihana: Ilaina mba hahazoana fahapotehana mitovy amin’ny antonta iray manontolo. Ahafahana mifehy ny hafanana Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 16 22/01/2015 Fanamarihana •Mila hamandoana ny fanamasahana ny komposta ,ka miova arakaraka ny toetr’andro ny fanondrahana azy.Ny tena tsara indrindra dia ny hamandoana toy ny “éponge” lena nofihazana. • Tsapaina amin’ny tanana na hazo maina no ahitana ny hamandoana ao anatiny. • Tsy azo atao mando loatra ny komposta fa manjary mamono ireo Bakteria mpanamasaka ny zezika; • Raha mando loatra ny zezika dia somary anesorana ny tafo,na avadika dia ampiana ireo taharon-javamaniry mba hanenàna ny hamandoana Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » NY DIARIM-PAMADIHANA ny KOMPOSTA 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 Azo atao ny mamadika ny komposta isam-bolana mandra-pahamasany rehefa dila ireo fotoana ireo. Koa satria mila rivotra ireo biby mpamotika ny akora dia tena ilaina ny fametrahana ny rantsankazo vaventy any amin’ny sosona ambany indrindra sy ny fametrahana fidiran-drivotra eo afovoany Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 17 22/01/2015 NY OLANA MATETIMATETI-PITRANGA SY NY VAHAOLANA Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » Olana sy vahaolana azo ampiasaina amin‘ny fanamboarana Komposta FISEHONY OLANA Tsy miakatra ny hafanana • Tsy afaka miasa ireo biby kely ANTONY • Maina na diso be rano loatra • Tsy ampy rivotra • Tsy mifandanja ny tahan‘ny karbona sy ny azota VAHA-OLANA • Tondrahana rano tsotra na ranon-jezika • Ampiana ny fatran‘ny zavamaitso • Be tany loatra Midina tapoka ny hafanana • Mijanona ny dingana fahamasahan‘ny komposta • Be rano loatra • Kely ny zava-maitso • Ampiana ny taharon‘ny zavamaina Mamoaka zavatra fotsifotsy ny ny akora • Misy karazan-kolatra madinika mitombo be loatra • Maina loatra • Avadika ny antonta • Tara na tsy vita ny famadihana • Tandrahana • Ampiana ny fatran‘ny karbona Manompy mainty na maintso ny akora ary mamoaka fofona ratsy • Maloto sy lo ny akora nampiasana • Mamoaka fofona maimbo • Tsy ampy ny rivotra • Be loatra ny zava-maitso • Be rano loatra • Tsy mifangaro tsara ny akora Fanofanana Kaomposta - • Averina ny fanaovana ny antonta ary ampiana ny zavamaina • Atao ara-potoana ny famadihana Tetik’asa « Ndao hivoatra » 18 22/01/2015 Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 1- Endriny ivelany : Miloko volon-tany Potika tanteraka ireo akora nampiasaina 2- Taharo simika miovaova arakaraka ny akora nampiasaina MBA HAHATSARA NY ZEZIKA AZO DIA MAMPIASA: •Dolomita •Lavenona •Kikitandroka na kitron’omby •Ranon-jezika avy amin’ny biby fiompy na zava-maniry Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 19 22/01/2015 Fatra: farafahakeliny 100 kg /ara (10t/Ha) Aparitaka alohan’ny hiasana ny tany na atao isan-davaka mandritra ny fambolena Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » Mazotoa ary manao fampiharana Fanofanana Kaomposta - Tetik’asa « Ndao hivoatra » 20